Mpitsara 4:9 - Baiboly Katolika
Ka hoy ny navaliny: «Eny àry, handeha hiaraka aminao aho; fa tsy ho anao ny voninahitra amin’izao fanafihana halehanao izao, satria ho eo an-tanam-behivavy no hanoloran’i Iaveh an’i Sisarà.» Dia niainga i Debôrà, ka lasa niaraka tamin’i Baràka nankany Kedesy.
Jereo ny toko
Hoy kosa izy: Handeha hiaraka aminao ihany aho; kanefa tsy ho voninahitrao izao halehanao izao, satria ho eo an-tanam-behivavy no hivarotan’NY TOMPO an’i Sisera. Dia niainga i Debora ka nandeha niaraka tamin’i Baraka hankany Kadesy.
Jereo ny toko
Ka hoy i Debôrà taminy: –Handeha hiaraka aminao aho, saingy tsy hisy voninahitra ho anao izao dia halehanao izao, satria ho eo an-tanam-behivavy no hanoloran’ny TOMPO an’i Siserà. Dia nandeha ho any Kedesa niaraka tamin’i Baràka i Debôrà.

Ary hoy kosa izy: Handeha hiaraka aminao ihany aho; kanefa tsy ho voninahitrao izao halehanao izao, satria ho eo an-tànam-behivavy no hivarotan’i Jehovah an’i Sisera. Dia niainga Debora ka nandeha niaraka tamin’i Baraka hankany Kadesy.
Jereo ny toko
Ary hoy kosa izy: handeha hiaraka aminao ihany aho; kanefa tsy ho voninahitrao izao halehanao izao, satria ho eo an-tanam-behivavy no hivarotan'i Jehovah an'i Sisera. Dia niainga Debora ka nandeha niaraka tamin'i Baraka hankany Kadesy