Nipetraka irery tao an-tranony fakana hatsiatsiaka izy no nohatonin’i Aoda ka nataony hoe: «Manana teny avy amin’Andriamanitra ho anao aho.» Tafatsangana niala tamin’ny fiketrahany i Eglôna.
Mpitsara 3:24 - Baiboly Katolika Rehefa tafavoaka izy dia tonga ny mpanompon’ny mpanjaka dia nizaha izy ka indro fa ny varavaram-ben’ny trano ambony dia voahidy karetsaka, ka hoy izy: «Tsy maintsy misaron-tongotra ato an-trano fakàna hatsiatsiaka izy.» Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Rehefa tafavoaka izy dia tonga ireo mpanompon’i Eglona; ary hitan’ireo fa indro, voahidy ireo varavaran’ny efitrano ambony ka hoy ireo: Angamba mbola mivoaka ao amin’ny trano mangatsiatsiaka izy. DIEM PROTESTANTA Ary nony tafavoaka izy, dia tonga ireo mpanompon’ny mpanjaka izay nahita fa mihidy ny efitrano fihatsiatsiahana; koa noheveriny fa mbola miavela ao ny mpanjaka. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ary nony tafavoaka izy, dia tonga ireo mpanompon’ny mpanjaka izay nahita fa mihidy ny efitrano fihatsiatsiahana; koa noheveriny fa mbola miavela ao ny mpanjaka. Baiboly Protestanta Malagasy Ary rehefa nivoaka izy, dia tonga teo kosa ny mpanompon’i Eglona; ary raha hitany fa, indro, voahidy ny varavaran’ny tilikambo, dia hoy izy: Miavela ato an-tilikambo fihatsiahana izy angaloha. Malagasy Bible Ary rehefa nivoaka izy, dia tonga teo kosa ny mpanompon'i Eglona; ary raha hitany fa, indro, voahidy ny varavaran'ny tilikambo, dia hoy izy: Miavela ato an-tilikambo fihatsiahana izy aloha. La Bible en Malgache Rehefa tafavoaka izy dia tonga ireo mpanompon’i Eglona; ary hitan’ireo fa indro, voahidy ireo varavaran’ny efitrano ambony ka hoy ireo: Angamba mbola mivoaka ao amin’ny trano mangatsiatsiaka izy. |
Nipetraka irery tao an-tranony fakana hatsiatsiaka izy no nohatonin’i Aoda ka nataony hoe: «Manana teny avy amin’Andriamanitra ho anao aho.» Tafatsangana niala tamin’ny fiketrahany i Eglôna.
Ny tohatra any ivelany no nivoahan’i Aoda, ary ny varavaram-ben’ny trano ambony nohidiany tamin’ny karetsaka.
Dia niandry ela teo izy ireo ka efa menatra aza, ary nony tsy novohainy ny varavaran’ny trano ambony dia nalain’izy ireo ny fanalahidy ka novohainy; ary indro fa maty niampatra tamin’ny tany teo ny tompony.
Dia naka telo arivo lahy voafantina tamin’i Israely rehetra i Saola ka nandeha nitady an’i Davida sy ny olony, hatrany amin’ny vatolampin’ny osy dia.