Mpitsara 20:6 - Baiboly Katolika
Dia nalaiko ny vaditsindranoko ka noraisiko sy nampitondraiko eran’ny tany rehetra lovan’i Israely; fa heloka sy zavatra mahafa-baraka loatra amin’i Israely no nataon’izy ireo.
Jereo ny toko
Dia nalaiko ny vady tsindranoko ka norasaiko ary nampitondraiko tany amin’ny tany rehetra izay lovan’ny Israely satria efa nanao fahavetavetana sy zavatra fady indrindra teo amin’ny Israely ireo.
Jereo ny toko
Dia nalaiko ny fatiny ary norasarasaiko; ka nandefasako toko iray avy isam-poko manerana ny tanin’i Israely, satria zavatra mahatsiravina sy fady tokoa eto Israely no nafitsok’ireo olona tao Gibehà ireo.

Dia nalaiko ny vaditsindranoko ka norasaiko ary nampitondraiko tany amin’ny tany rehetra izay lovan’ny Isiraely, satria efa nanao fahavetavetana sy zavatra fady indrindra teo amin’ny Isiraely ireo.
Jereo ny toko
Dia nalaiko ny vaditsindranoko ka norasaiko ary nampitondraiko tany amin'ny tany rehetra izay lovan'ny Isiraely, satria efa nanao fahavetavetana sy zavatra fady indrindra teo amin'ny Isiraely ireo.