Bibilava eo an-dalana i Dana, menarana eo an-tsakeli-dalana izy; kaikeriny ny kitrokelin-tsoavaly, Mba hitatàvoka mitsilany ny mpitaingina azy,
Mpitsara 18:22 - Baiboly Katolika Efa lasa lavitra ny tranon’i Mikasy izy ireo, vao indreto ny olona mitoetra ao amin’ny trano mifanolo-bodirindrina amin’i Mikasy nivory nanenjika ireto taranak’i Dana. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Rehefa lasa lavitra ny tranon’i Mika izy ireo dia nifamory ny lehilahy nifanolo-bodirindrina tamin’i Mika ka nanenjika ny taranak’i Dana. DIEM PROTESTANTA Efa lasa lavitra ny tranon’i Mikà ireo, vao nifamory i Mikà sy ny vatan-dehilahy mpiara-monina taminy ka nanenjika azy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Efa lasa lavitra ny tranon’i Mikà ireo, vao nifamory i Mikà sy ny vatan-dehilahy mpiara-monina taminy ka nanenjika azy. Baiboly Protestanta Malagasy Ary rehefa lasa lavitra ny tranon’i Mika izy, dia nivory ny lehilahy nifanolo-bodi-rindrina tamin’i Mika ka nahatratra ny taranak’i Dana. Malagasy Bible Ary rehefa lasa lavitra ny tranon'i Mika izy, dia nivory ny lehilahy nifanolo-bodirindrina tamin'i Mika ka nahatratra ny taranak'i Dana. La Bible en Malgache Rehefa lasa lavitra ny tranon’i Mika izy ireo dia nifamory ny lehilahy nifanolo-bodirindrina tamin’i Mika ka nanenjika ny taranak’i Dana. |
Bibilava eo an-dalana i Dana, menarana eo an-tsakeli-dalana izy; kaikeriny ny kitrokelin-tsoavaly, Mba hitatàvoka mitsilany ny mpitaingina azy,
Dia niainga izy ireo, ka lasa; nataony teo aloha ny zaza sy ny biby fiompy mbamin’ny entana sarobidy rehetra.
Nantsoantsoin’izy ireo avy atỳ aoriana ny taranak’i Dana, ka niherika sy nanao tamin’i Mikasy hoe: «Inona no ilainao no nanangona olona toy izao ianao?»