Mpitsara 11:8 - Baiboly Katolika
Ary hoy ny loholon’i Galaada tamin’i Jefte: «Izany indrindra no hiverenanay atỳ aminao ankehitriny, mba handehananao miaraka aminay sy hiadianao amin’ny taranak’i Amôna; ary ho filohanay sy ny mponina rehetra any Galaada ianao.»
Jereo ny toko
Dia hoy ireo loholon’i Gileada tamin’i Jefta: Izany no iverenanay atỳ aminao ankehitriny, mba handehananao miaraka aminay, ka hiadianao amin’ny Amonita, dia ho lohany aminay mponina rehetra any Gileada ianao.
Jereo ny toko
Hoy kosa ny loholona tamin’i Jiftà: –Mitodika aminao izahay ankehitriny mba handehananao hiaraka aminay ka hiadianao amin’ny Hamônita; dia ho filohanay sy ho filohan’ny mponina rehetra any Gilehada ianao.

Dia hoy ny loholon’i Gileada tamin’i Jefta: Izany no iverenanay atỳ aminao ankehitriny, mba handehananao miaraka aminay, sy hiadianao amin’ny taranak’i Amona, ka dia ho lohany aminay mponina rehetra any Gileada hianao.
Jereo ny toko
Dia hoy ny loholon'i Gileada tamin'i Jefta: Izany no iverenanay atỳ aminao ankehitriny, mba handehananao miaraka aminay, sy hiadianao amin'ny taranak'i Amona, ka dia ho lohany aminay mponina rehetra any Gileada ianao.