Mpitsara 11:5 - Baiboly Katolika
Ka tamin’izany niadian’ny taranak’i Amôna tamin’i Israely izany, dia lasa ny loholon’i Galaada naka an’i Jefte tany aminy tany Tôba.
Jereo ny toko
Rehefa nanafika ny Israely ny Amonita dia nandeha ny loholon’i Gileada haka an’i Jefta avy tany amin’ny tany Toba.
Jereo ny toko
Ary rehefa vaky ny ady teo amin’ny Hamônita sy ny Israelita, dia nandeha ireo loholon’i Gilehada mba haka an’i Jiftà any amin’ny faritanin’i Tôba,
Jereo ny toko
Ary rehefa vaky ny ady teo amin’ny Hamônita sy ny Israelita, dia nandeha ireo loholon’i Gilehada mba haka an’i Jiftà any amin’ny faritanin’i Tôba,
Jereo ny toko
Ary rehefa nanafika ny Isiraely ny taranak’i Amona, dia nandeha ny loholon’i Gileada haka an’i Jefta hiala any amin’ny tany Toba.
Jereo ny toko
Ary rehefa nanafika ny Isiraely ny taranak'i Amona, dia nandeha ny loholon'i Gileada haka an'i Jefta hiala any amin'ny tany Toba.
Jereo ny toko
Rehefa nanafika ny Israely ny Amonita dia nandeha ny loholon’i Gileada haka an’i Jefta avy tany amin’ny tany Toba.
Jereo ny toko