Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Mpitsara 11:30 - Baiboly Katolika

Nivoady tamin’i Iaveh i Jefte, nanao hoe:

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Ary nivoady tamin’NY TOMPO i Jefta ka niteny hoe: Raha atolotrao eo an-tanako tokoa ny Amonita

Jereo ny toko

DIEM PROTESTANTA

Ary nivoady tamin’ny TOMPO i Jiftà ka nanao hoe: –Raha hatolotrao tokoa eo an-tanako ny Hamônita,

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Ary nivoady tamin’ny TOMPO i Jiftà ka nanao hoe: –Raha hatolotrao tokoa eo an-tanako ny Hamônita,

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Ary Jefta nivoady tamin’i Jehovah ka nanao hoe: Raha hatolotrao eo an-tànako tokoa ny taranak’i Amona,

Jereo ny toko

Malagasy Bible

Ary Jefta nivoady tamin'i Jehovah ka nanao hoe: Raha hatolotrao eo an-tanako tokoa ny taranak'i Amona,

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Ary nivoady tamin’NY TOMPO i Jefta ka niteny hoe: Raha atolotrao eo an-tanako tokoa ny Amonita

Jereo ny toko



Mpitsara 11:30
8 Rohy Ifampitohizana  

Ary nanao voady i Jakôba ka hoy izy: «Raha momba ahy tokoa Andriamanitra ka miaro ahy amin’izao dia alehako izao, raha manome ahy hanin-kohanina sy lamba hitafiako;


Dia nivoady tamin’i Iaveh i Israely, nanao hoe: «Raha atolotrao eo an-tanako ity firenena ity, dia hovoadiako hatao anatema ny tanànany.»


Dia tonga tamin’i Jefte ny Fanahin’i Iaveh, ka nandeha namaky an’i Galaada sy i Manase izy, ary tonga hatrany Masfà, any Galaada: ary avy ao Masfà dia nandroso hamely ny taranak’i Amôna.


«Raha atolotrao eo an-tanako ny taranak’i Amôna, dia ho an’i Iaveh ary hatolotro ho sorona dorana izay mivoaka ny varavaran’ny tranoko hitsena ahy, rehefa miverina soa aman-tsara avy any amin’ny taranak’i Amôna aho».


ary nivoady izy, nanao hoe: «Iavehn’ny tafika ô, raha mba mitsinjo ny fahorian’ny ankizivavinao Ianao, raha mahatsiaro ahy ka tsy manadino ny ankizivavinao, ka manome zazalahy ny ankizivavinao, dia homeko ho an’i Iaveh izy, amin’ny andro iainany rehetra, ary tsy ho kasihin-kareza ny lohany.»