Olona tia fivavahana aho, nefa nony niteny amin’izay ireo dia ny ady no alehan’ny sainy.
Mpitsara 11:14 - Baiboly Katolika Dia nandefa iraka indray i Jefte ho any amin’ny mpanjakan’ny taranak’i Amôna, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia nandefa iraka ho any amin’ny mpanjakan’ny Amonita indray i Jefta DIEM PROTESTANTA Dia nandefa iraka fanindroany ho any amin’ny mpanjakan’ny Hamônita indray i Jiftà Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia nandefa iraka fanindroany ho any amin’ny mpanjakan’ny Hamônita indray i Jiftà Baiboly Protestanta Malagasy Ary Jefta naniraka olona indray nankany amin’ny mpanjakan’ny taranak’i Amona Malagasy Bible Ary Jefta naniraka olona indray nankany amin'ny mpanakan'ny taranak'i Amona La Bible en Malgache Dia nandefa iraka ho any amin’ny mpanjakan’ny Amonita indray i Jefta |
Olona tia fivavahana aho, nefa nony niteny amin’izay ireo dia ny ady no alehan’ny sainy.
Mitadiava fihavanana amin’ny olona rehetra, ary mikatsaha fahamasinana, fa izay tsy manana azy dia tsy mba hahita ny Tompo.
Ary hoy ny mpanjakan’ny taranak’i Amôna, namaly ny irak’i Jefte: «Satria, raha niakatra avy any Ejipta i Israely, dia nalainy ny taniko, hatrany Arnôna ka hatrany Jabaoka sy Jordany. Koa avereno amim-pihavanana izany ankehitriny.»
ka nanao taminy hoe: «Izao no tenin’i Jefte: I Israely tsy naka ny tanin’i Moaba, na ny tanin’i taranak’i Amôna.