dia natsangany ho mpanjaka amin’i Galaada, amin’ny Asorita, amin’i Zesraela, amin’i Efraima, amin’i Benjamina ary amin’i Israely rehetra.
Mpitsara 1:32 - Baiboly Katolika ka nonina teo amin’ny Kananeanina tompon-tany ny taranak’i Asera, satria tsy nandroaka azy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 nonina teo anivon’ny Kananita tompon-tany ny taranak’i Asera fa tsy nandroaka azy izy ireo. DIEM PROTESTANTA Koa nipetraka teo anivon’ny Kanahanita izay nonina teo amin’ny tany ireo Aserita satria tsy naharoaka azy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Koa nipetraka teo anivon’ny Kanahanita izay nonina teo amin’ny tany ireo Aserita satria tsy naharoaka azy. Baiboly Protestanta Malagasy fa nonina teo amin’ny Kananita tompon-tany ny taranak’i Asera, fa tsy nandroaka azy. Malagasy Bible fa nonina teo amin'ny Kananita tompon-tany ny taranak'i Asera, fa tsy nandroaka azy. La Bible en Malgache nonina teo anivon’ny Kananita tompon-tany ny taranak’i Asera fa tsy nandroaka azy izy ireo. |
dia natsangany ho mpanjaka amin’i Galaada, amin’ny Asorita, amin’i Zesraela, amin’i Efraima, amin’i Benjamina ary amin’i Israely rehetra.
I Asera tsy nandroaka ny mponina tao Akao, na ny mponina tao Sidona, na ny tao Ahalaba, Akaziba, Helbà, Afeka, ary Rohoba,
I Neftalì tsy nandroaka ny mponina tao Bety-Samesy na ny mponina tao Bety-Anata, ka nonina teo amin’ny Kananeanina tompon-tany izy, nefa nandoa hetra tamin’ny mponina tao Bety-Samesy sy Bety-Anata.