Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




2Samoela 2:9 - Baiboly Katolika

9 dia natsangany ho mpanjaka amin’i Galaada, amin’ny Asorita, amin’i Zesraela, amin’i Efraima, amin’i Benjamina ary amin’i Israely rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

9 dia nampanjaka azy tamin’ny Gileada sy ny Asorita sy i Jezirela sy i Efraima ary i Benjamina ary tamin’ny Israely rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

9 ka nataony mpanjaka tamin’ny faritr’i Gilehada sy ny Asorita mbamin’i Jizrehela sy i Efraîma sy i Benjamîna ary i Israely manontolo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

9 ka nataony mpanjaka tamin’ny faritr’i Gilehada sy ny Asorita mbamin’i Jizrehela sy i Efraîma sy i Benjamîna ary i Israely manontolo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

9 dia nampanjaka azy tamin’i Gileada sy ny Asorita sy Jezirela sy ny Efraima sy ny Benjamina ary ny Isiraely rehetra. (

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

9 dia nampanjaka azy tamin'i Gileada sy ny Asorita sy Jezirela sy ny Efraima sy ny Benjamina ary ny Isiraely rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy




2Samoela 2:9
19 Rohy Ifampitohizana  

Ka hoy i Lià: «Fahasambarana ho ahy izao; fa hataon’ny zazavavy hoe: sambatra aho.» Dia nataony hoe: Asera ny anarany.


Efa efapolo taona i Isbôseta zanak’i Saola fony izy nanjaka tamin’i Israely ary roa taona no nanjakany. Ny fokon’i Jodà irery ihany no nomba an’i Davida.


Tamin’ny andro niadian’ny fianakavian’i Saola sy ny fianakavian’i Davida, dia nihamahery i Abnera tao amin’ny tranon’i Saola.


Avy amin’ny taranak’i Benjamina, rahalahin’i Saola, 3.000 lahy; fa ny ankabeazan’ireo, hatramin’izay, mbola niraiki-po tamin’ny fianakavian’i Saola ihany.


Tamin’ny taranak’i Efraima, 20.800, samy lehilahy mahery sy malaza any amin’ny fianakavian-drainy avy.


Efa niteny tamin’ny fahamasinany Andriamanitra: Hientan-kafaliana aho! Fa lasan-ko anjarako i Sikema; horefesiko i Sokôta.


Ny terak’i Asera, ny taranak’ireo araka ny fianakaviany sy ny fokom-pianakaviany avy, rehefa nisaina ny anarany hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra, ny lehilahy rehetra mahatàm-piadiana,


Izao no faritry ny tanin’ny taranak’i Efraima araka ny fianakaviany: ny faritry ny lovany dia izao: amin’ny atsinanana, Ataret-Adara hatrany Betôrôna ambony.


Avy eo Tafohà dia nandroso any amin’ny lafiny andrefana ho any amin’ny ranomasina. Izany no lovan’ny taranak’i Efraima araka ny fianakaviany.


Nisy tanàna koa samy omban’ny zana-bohiny avy nitokana teo afovoan’ny lovan’ny taranak’i Manase, ka an’ny taranak’i Efraima.


Mbola nisy zara tany koa ho an’ny fokon’i Manase araka ny filokana noho izy lahimatoan’i Josefa. I Makira lahimatoan’i Manase sy rain’i Galaada dia nahazo an’i Galaada sy i Basana, satria lehilahy mpiantafika izy.


Ny fokon-taranak’i Benjamina araka ny fianakaviany no azon’ny loka, ary ny faritany lasany tamin’ny filokana dia ao anelanelan’ny an’ny taranak’i Jodà sy ny taranak’i Josefa.


Ary ny farany atsinanana dia i Jordany.


Ka ny faritry ny taniny dia i Jezraela Kasalôta, i Sonema,


Dia nandao ny zanak’i Israely tao Silô amin’ny tany Kanaana ny fokon-dRobena sy ny fokon’i Gada, ary ny antsasaky ny fokon’i Manase dia nody nankany amin’ny tany Galaada izay efa noraisiny ho zara taniny araka ny nandidian’i Iaveh tamin’ny alalan’i Môizy.


ka nonina teo amin’ny Kananeanina tompon-tany ny taranak’i Asera, satria tsy nandroaka azy.


Ary namory ny miaramilany rehetra tao Afeka ny Filistinina, fa nitoby teo anilan’ny loharano ao Jezraela kosa i Israely.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra