Mpitoriteny 3:1 - Baiboly Katolika
Samy misy fotoana voatendry ho azy avy ny zavatra rehetra; misy fotoana ho azy avokoa ny zavatra atỳ ambany masoandro:
Jereo ny toko
Misy fotoana ho an’ny zavatra tsirairay ary misy fotoana ho an’ny raharaha rehetra etỳ ambanin’ny lanitra:
Jereo ny toko
Ny zava-drehetra dia samy misy vaninandro voatendry ho azy avy; ary samy manana ny fotoany avy ny raharaha rehetra eto ambonin’ny tany.
Jereo ny toko
Ny zava-drehetra dia samy misy vaninandro voatendry ho azy avy; ary samy manana ny fotoany avy ny raharaha rehetra eto ambonin’ny tany.
Jereo ny toko
NY zavatra rehetra samy manana ny fotoany avy, ary samy manana ny androny avy ny raharaha rehetra atỳ ambanin’ny lanitra:
Jereo ny toko
Ny zavatra rehetra samy manana ny fotoany avy, ary samy manana ny androny avy ny raharaha rehetra atỳ ambanin'ny lanitra:
Jereo ny toko
Misy fotoana ho an’ny zavatra tsirairay ary misy fotoana ho an’ny raharaha rehetra etỳ ambanin’ny lanitra:
Jereo ny toko