Jeremia 46:17 - Baiboly Katolika17 Izao no fiantsoantsony any: «Voa i Faraôna, mpanjakan’i Ejipta; nandiso ny fotoana mety izy!» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201117 Nantsoina hoe: Tabataba foana i Farao, mpanjakan’i Ejipta, nefa nandiso ny fotoana nifanarahana izy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA17 Fa ny Farao mpanjakan’i Ejipta kosa dia omeo anaram-bosotra hoe: «Rabetabataba tsy misy vokany.» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara17 Fa ny Farao mpanjakan’i Ejipta kosa dia omeo anaram-bosotra hoe: «Rabetabataba tsy misy vokany.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy17 Nitaraina tany izy hoe: Tabataba foana Farao, mpanjakan’i Egypta, Efa nandiso ny fotoana izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible17 Nitaraina tany izy hoe: Tabataba foana Farao, mpanjakan'i Egypta, efa nandiso ny fotoana izy. Jereo ny toko |
Koa iza no itovizanao voninahitra amam-pahalehibeazana, ireo hazon’i Edena? Havarina ianao miaraka amin’ny hazon’i Edena any ambanin’ny tany; hamparina eo amin’ireo tsy voafora, miaraka amin’ireo voatrobaky ny sabatra. Izany no hanjò an’i Faraôna, mbamin’ny vahoakany maro, - teny marin’ny Tompo Iaveh.-