Mpitoriteny 3:2 - Baiboly Katolika2 fotoana hahaterahana, ary fotoana hahafatesana; fotoana hambolena, ary fotoana hanongotana izay nambolena. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20112 Ao ny andro iterahana ary ao ny andro ahafatesana; ao ny andro ambolena ary ao ny andro anongotana ny nambolena; Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA2 Misy ny fotoana ahaterahana ary misy ny fotoana ahafatesana; misy fotoana ambolena ary misy fotoana anongotana ny nambolena; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara2 Misy ny fotoana ahaterahana ary misy ny fotoana ahafatesana; misy fotoana ambolena ary misy fotoana anongotana ny nambolena; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy2 Ao ny andro ahaterahana, ary ao ny andro ahafatesana; Ao ny andro ambolena, ary ao ny andro anongotana ny nambolena; Jereo ny tokoMalagasy Bible2 Ao ny andro ahaterahana, ary ao ny andro ahafatesana; Ao ny andro ambolena, ary ao ny andro anongotana na nambolena; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache2 Ao ny andro iterahana ary ao ny andro ahafatesana; ao ny andro ambolena ary ao ny andro anongotana ny nambolena; Jereo ny toko |
Nanao antso nihatra tamin’ny ôtely izy io, noho ny tenin’i Iaveh, ka nanao hoe: «Ry ôtely! Ry ôtely! Izao no lazain’i Iaveh: Hisy zaza lahy hateraka ho an’ny tranon’i Davida, ka ny anarany hatao hoe: I Josiasa; ny mpisoron’ny fitoerana, izay mandoro ny sorona eo amboninao, no hovonoina hatao eo amboninao; ary taolan’olona no hodorana eo amboninao!»