ka ataovy hoe: Izao no lazain’ny Tompo Iaveh: Ry tanana mpandatsa-dra ao anatiny, hahatonga ny fotoany sy mivongika sampy vetaveta hahaloto azy.
Mika 3:10 - Baiboly Katolika manangana an’i Siôna amin’ny fandatsahan-dra, sy i Jerosalema amin’ny faharatsiana! Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ianareo izay manangana an’i Ziona amin’ny fandatsahan-dra, sy i Jerosalema amin’ny faharatsiana. DIEM PROTESTANTA Amin’ny fandatsahan-dra no anorenanareo an’i Tsiôna; amin’ny famoretana no anorenanareo an’i Jerosalema. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Amin’ny fandatsahan-dra no anorenanareo an’i Tsiôna; amin’ny famoretana no anorenanareo an’i Jerosalema. Baiboly Protestanta Malagasy Dia izay manangana an’i Ziona amin’ny fandatsahan-dra Sy Jerosalema amin’ny faharatsiana. Malagasy Bible Dia izay manangana an'i Ziona amin'ny fandatsahan-drà Sy Jerosalema amin'ny faharatsiana. La Bible en Malgache ianareo izay manangana an’i Ziona* amin’ny fandatsahan-dra, sy i Jerosalema amin’ny faharatsiana. |
ka ataovy hoe: Izao no lazain’ny Tompo Iaveh: Ry tanana mpandatsa-dra ao anatiny, hahatonga ny fotoany sy mivongika sampy vetaveta hahaloto azy.
Efa niala tsy hita eto an-tany intsony ny olona tia vavaka, ary tsy misy marina intsony amin’ny olombelona. Fa izy rehetra samy manotrika handatsa-dra; samy mihaza ny rahalahiny sy mamela-pandrika aminy avokoa
Ao aminy, ny mpanapaka, liona mierona; ny mpitsarany amboadia hariva, tsy mamela na inona na inona ho tra-maraina.
na tsy mihevitra akory fa tsara ho anareo raha maty ho an’ny vahoaka ny Lehilahy anankiray, mba tsy ho rava ny firenena manontolo.»