Mika 1:7 - Baiboly Katolika
Hotorotoroina ny sariolona rehetra ao aminy; ho levon’ny afo ny tambiny rehetra; hataoko faharavan-javatra avokoa ny sampiny fa tangim-pijangajangana no nanangonany an’ireny, ka hody ho tangim-pijangajangana indray koa ireny.
Jereo ny toko
Hotorotoroina ny sampiny voasokitra rehetra, ary hodorana amin’ny afo ny karama malotony rehetra sady hofoanako ny sampiny rehetra satria karama maloton’ny vehivavy janga no nanangonany ireny, ary hody ho karama maloton’ny vehivavy janga indray ilay izy.
Jereo ny toko
Hotorotoroina ny sampiny voasokitra rehetra hodorana amin’ny afo ny tamby rehetra azony ary hopotehiko ny sarin-tsampiny rehetra; satria tambin’ny vehivavy janga no nanangonany azy, dia hanambazana vehivavy janga any an-kafa indray ireny.»

Hotorotoroina ny sampiny voasokitra rehetra, Ary hodorana amin’ny afo ny tanginy rehetra, Sady hofoanako ny sampiny rehetra; Tangin’ny vehivavy janga no nanangonany ireny, Ary hody ho tangin’ny vehivavy janga indray izy.
Jereo ny toko
Hotorotoroina ny sampiny voasokitra rehetra, Ary hodorana amin'ny afo ny tanginy rehetra, Sady hofoanako ny sampiny rehetra; Tangin'ny vehivavy janga no nanangonany ireny, Ary hody ho tangin'ny vehivavy janga indray izy.