ka nony niala tany Nazareta dia tonga tao Kafarnaoma, tanàna amoron-dranomasina ao amin’ny sisin-tanin’i Zabolôna sy i Neftalì ka nonina tao,
Matio 9:1 - Baiboly Katolika Ary niondrana tamin’ny sambo kely Izy, dia nita ka tonga tao an-tanànany. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Niondrana an-tsambokely Izy dia niampita ka tonga tao an-tanànany. DIEM PROTESTANTA Dia niondrana an-tsambokely i Jesoa ary niampita indray ka tonga tao an-tanànany. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia niondrana an-tsambokely i Jesoa ary niampita indray ka tonga tao an-tanànany. Baiboly Protestanta Malagasy ARY niondrana an-tsambokely Izy, dia nita ka tonga tao an-tanànany. Malagasy Bible Ary niondrana an-tsambokely Izy, dia nita ka tonga tao an-tanànany. La Bible en Malgache Niondrana an-tsambokely Izy dia niampita ka tonga tao an-tanànany. |
ka nony niala tany Nazareta dia tonga tao Kafarnaoma, tanàna amoron-dranomasina ao amin’ny sisin-tanin’i Zabolôna sy i Neftalì ka nonina tao,
Aza omena ny alika ny zava-masina, ary aza atsipy amin’ny kisoa ny voahanginareo, sao hitsahiny ireny, dia hifotitra hamiravira anareo izy.
Nony hitan’i Jesoa ny hamaroan’ny olona nanodidina Azy, dia nasainy nampitaina eny an-dafin-drano izy.
Ary rehefa niondrana tamin’ny sambo kely i Jesoa ka tafita indray, dia nitangoronan’ny vahoaka teo amoron-dranomasina Izy.
Tamin’izay ny mponina rehetra tao amin’ny tanin’ny Gerasena nangataka Azy hiala teo aminy, satria natahotra mafy loatra izy ireo; ka dia niditra tao an-tsambo i Jesoa fa ndeha hiverina.
Rehefa tafaverina i Jesoa dia nandray Azy tsara ny vahoaka, fa niandry Azy rahateo izy rehetra.
Ka ny olon-dratsy avelao hanao ratsy ihany; izay maloto avelao hihamaloto ihany. Fa ny olo-marina kosa, aoka hihamarina kokoa, ary ny efa masina aoka hihamasina kokoa.