Matio 8:18 - Baiboly Katolika18 Nony hitan’i Jesoa ny hamaroan’ny olona nanodidina Azy, dia nasainy nampitaina eny an-dafin-drano izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201118 Ary Jesosy, nony nahita ny vahoaka betsaka nanodidina Azy, dia nanome baiko ny handehanana ho eny ampitan’ny ony. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA18 Nony hitan’i Jesoa ny vahoaka betsaka nanodidina Azy, dia nanome baiko Izy mba hankeny ampitan’ny farihin’i Galilea. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara18 Nony hitan’i Jesoa ny vahoaka betsaka nanodidina Azy, dia nanome baiko Izy mba hankeny ampitan’ny farihin’i Galilea. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy18 ARY Jesosy, nony nahita ny vahoaka betsaka manodidina Azy, dia nanome teny hiala ho eny am-pita. Jereo ny tokoMalagasy Bible18 Ary Jesosy, nony nahita ny vahoaka betsaka manodidina Ary, dia nanome teny hiala ho eny am-pita. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache18 Ary Jesosy, nony nahita ny vahoaka betsaka nanodidina Azy, dia nanome baiko ny handehanana ho eny ampitan’ny ony. Jereo ny toko |