Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Matio 9:1 - DIEM PROTESTANTA

1 Dia niondrana an-tsambokely i Jesoa ary niampita indray ka tonga tao an-tanànany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

1 Niondrana an-tsambokely Izy dia niampita ka tonga tao an-tanànany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

1 Dia niondrana an-tsambokely i Jesoa ary niampita indray ka tonga tao an-tanànany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

1 Ary niondrana tamin’ny sambo kely Izy, dia nita ka tonga tao an-tanànany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

1 ARY niondrana an-tsambokely Izy, dia nita ka tonga tao an-tanànany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

1 Ary niondrana an-tsambokely Izy, dia nita ka tonga tao an-tanànany.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

1 Niondrana an-tsambokely Izy dia niampita ka tonga tao an-tanànany.

Jereo ny toko dika mitovy




Matio 9:1
8 Rohy Ifampitohizana  

Ary nilaozany i Nazareta ka lasa Izy niorim-ponenana tao Kafarnahòma, tanàna amoron’ny farihin’i Galilea, anatin’ny faritanin’i Zebolòna sy i Naftalỳ.


Ny zava-masina, aza omena ny alika, fandrao hifoteran’ny alika ianareo ka hoviravirainy; ary ny vatosoanareo, aza atsipy amin’ny kisoa, fandrao voahosihosiny.


Nony hitan’i Jesoa ny vahoaka betsaka nanodidina Azy, dia nanome baiko Izy mba hankeny ampitan’ny farihin’i Galilea.


Ary niondrana an-tsambokely i Jesoa, ka niarahan’ireo mpianany.


Nony tafaverina an-tsambokely teny ampita i Jesoa, dia vahoaka maro no nitangorona nanatona Azy, fa Izy kosa nijanona teo amoron’ny farihy ihany.


Raiki-tahotra mafy ny mponina rehetra, ka dia nangataka an’i Jesoa mba hiala teo amin’ny faritanin’i Gergesà. Dia niondrana an-tsambokely Izy ndeha hiverina.


Nony tafaverina i Jesoa, dia noraisin’ny vahoaka tsara fa efa niandry Azy rahateo izy rehetra.


Izay manao ny tsy rariny, aoka mbola hanao ny tsy rariny hatrany; ary izay ratsy toetra, aoka hiharatsy toetra hatrany. Izay tia rariny, aoka hanao ny rariny hatrany; ary izay masina, aoka hihamasina hatrany!


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra