Matio 8:34 - DIEM PROTESTANTA34 Tamin’izay ny mponina rehetra iray tanàna dia niainga nitsena an’i Jesoa; ka nony nahita Azy, dia nitalaho mba hialan’i Jesoa eo amin’ny taniny. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201134 Ary indreo ny olona rehetra avy tao an-tanàna, tonga mba hitsena an’i Jesosy; kanefa nony nahita Azy izy ireo dia nifona tamin’i Jesosy mba hialany amin’ny faritaniny. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara34 Tamin’izay ny mponina rehetra iray tanàna dia niainga nitsena an’i Jesoa; ka nony nahita Azy, dia nitalaho mba hialan’i Jesoa eo amin’ny taniny. Jereo ny tokoBaiboly Katolika34 Dia indreny ny mponina rehetra tao an-tanàna nivoaka nitsena an’i Jesoa, ka nony nahita Azy, dia niangavy taminy mba hiala amin’ny faritaniny. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy34 Ary, indreo, nivoaka ny tao an-tanàna rehetra mba hitsena an’i Jesosy; ka nony nahita Azy izy, dia nifona taminy mba hiala amin’ny fari-taniny. Jereo ny tokoMalagasy Bible34 Ary, indreo, nivoaka ny tao an-tanàna rehetra mba hitsena an'i Jesosy; ka nony nahita Azy izy, dia nifona taminy mba hiala amin'ny fari-taniny. Jereo ny toko |