Fa raha andevolahy na andevovavy no totoin’ny omby dia vola fotsy telopolo sikla no haloa ho an’ny tompon’ny andevo, ary ny omby hotoraham-bato.»
Matio 27:9 - Baiboly Katolika ary tanteraka tamin’izay ny tenin’i Jeremia mpaminany nanao hoe: «Dia nalainy ny vola telopolo, vidin’Ilay notombanan’ny zanak’i Israely, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary tamin’izany dia tanteraka izay nampilazaina an’i Jeremia mpaminany hoe: «Dia nalainy ny volafotsy telopolo, vidin’ilay notombanan’ny Zanak’Israely, DIEM PROTESTANTA Tamin’izay dia tanteraka ilay voalazan’ny Tompo tamin’ny alalan’i Jeremià mpaminany hoe: «Nalaiko ny sekela volafotsy telopolo (karaman’ilay nokaramain’ny Israelita sasany) Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Tamin’izay dia tanteraka ilay voalazan’ny Tompo tamin’ny alalan’i Jeremià mpaminany hoe: «Nalaiko ny sekela volafotsy telopolo (karaman’ilay nokaramain’ny Israelita sasany) Baiboly Protestanta Malagasy Ary tamin’izany dia tanteraka izay nampilazaina an’i Jeremia mpaminany hoe: ,,Dia nalainy ny sekely volafotsy telo-polo, vidin’ilay notombanana, dia ilay notombanan’ny Zanak’Isiraely, Malagasy Bible Ary tamin'izany dia tanteraka izay nampilazaina an'i Jeremia mpaminany hoe: Dia nalainy ny sekely volafotsy telo-polo, vidin'ilay notombanana, dia ilay notombanan'ny Zanak'Isiraely, La Bible en Malgache Ary tamin’izany dia tanteraka izay nampilazaina an’i Jeremia mpaminany hoe: «Dia nalainy ny volafotsy telopolo, vidin’ilay notombanan’ny Zanak’Israely, |
Fa raha andevolahy na andevovavy no totoin’ny omby dia vola fotsy telopolo sikla no haloa ho an’ny tompon’ny andevo, ary ny omby hotoraham-bato.»
Tenin’i Jeremia zanak’i Helkiasy, iray amin’ireo mpisorona any Anatôta, amin’ny tanin’i Benjamina.
Ary izany rehetra izany no tonga, dia mba hahatanteraka izay nampilazain’ny Tompo ny mpaminany hoe:
ka nanao taminy hoe: «Homenareo hoatrinona aho, dia hatolotro anareo Izy?» Dia nanisa farantsa kely telopolo ho azy izy ireo.