Amin’izany, raha misy milaza aminareo hoe: ‹Indro ato i Kristy, na indro arỳ Izy!› Aza mino ianareo;
Matio 24:23 - Baiboly Katolika Koa raha misy milaza aminareo hoe: Indro atỳ i Kristy, na hoe: Arỳ Izy›, aza mino ianareo. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Koa raha misy miteny aminareo hoe: Indro, atỳ Kristy, na: Indro, arỳ Izy, aza mino izany ianareo. DIEM PROTESTANTA Amin’izany, raha misy olona milaza aminareo hoe: «Indro atỳ ny Mesia», na hoe: «Arỳ Izy», dia aza mino. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Amin’izany, raha misy olona milaza aminareo hoe: «Indro atỳ ny Mesia», na hoe: «Arỳ Izy», dia aza mino. Baiboly Protestanta Malagasy Koa raha misy manao aminareo hoe: Indro, atỳ Kristy, na: Indro, arỳ; aza mino hianareo. Malagasy Bible Koa raha misy manao aminareo hoe: Indro,y Kristy, na: Indro, ar ; aza mino ianareo. La Bible en Malgache Koa raha misy miteny aminareo hoe: Indro, atỳ Kristy*, na: Indro, arỳ Izy, aza mino izany ianareo. |
Amin’izany, raha misy milaza aminareo hoe: ‹Indro ato i Kristy, na indro arỳ Izy!› Aza mino ianareo;
Ka hoy i Jesoa hoe: «Tandremo sao voafitaka ianareo, fa maro no ho avy hisandoka ny Anarako hanao hoe: Izaho no izy, ary efa akaiky ny andro, ka aza manaraka azy.
Avy Aho amin’ny Anaran’ny Raiko, nefa tsy raisinareo; raha misy hafa avy, amin’ny anaran’ny tenany anefa, dia horaisinareo ihany izy,
Ny tenin’ny mpitondra sy tompon-tsambo anefa no ninoan’ny kapiteny noho ny an’i Paoly.