Ny mahira-tsaina, mahatsinjo ny ratsy, dia miery; fa ny kely saina kosa, mandroso ihany ka voa.
Matio 24:16 - Baiboly Katolika dia aoka izay any Jodea handositra any an-tendrombohitra, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 dia aoka izay olona any Jodia handositra ho any an-tendrombohitra; DIEM PROTESTANTA Koa amin’izany, izay any Jodea aoka handositra any an-tendrombohitra; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Koa amin’izany, izay any Jodea aoka handositra any an-tendrombohitra; Baiboly Protestanta Malagasy dia aoka izay olona any Jodia handositra ho any an-tendrombohitra; Malagasy Bible dia aoka izay olona any Jodia handositra ho any an-tendrombohitra; La Bible en Malgache dia aoka izay olona any Jodia* handositra ho any an-tendrombohitra; |
Ny mahira-tsaina, mahatsinjo ny ratsy, dia miery; fa ny kely saina kosa, mandroso ihany ka voa.
Ary izao no famantarana ho anareo - teny marin’i Iaveh, - fa hovangiako eto amin’ity fitoerana ity tokoa ianareo, mba hampiharihary aminareo fa tsy maintsy tò mihitsy ny teniko hahatonga loza aminareo.
Mandosira, ry taranak’i Benjamina, hiala ao afovoan’i Jerosalema. Mitsofa anjomara any Tekoà, ary manangàna famantarana any Betakarema! Fa misy loza tamy avy any avaratra ary fandringanana lehibe.
Ary rehefa teraka tao Betlehema any Jodea i Jesoa tamin’ny andron’i Herôda mpanjaka, indreo nisy Majy avy tany atsinanana tonga tany Jerosalema
Rehefa hitanareo voatsangana amin’ny fitoerana masina ny fametavetana lozan-tany nolazain’i Daniela mpaminany (aoka hihevitra ny mpamaky),
Ny finoana no nandrafetan’i Nôe ny sambo fiara hamonjena ny fianakaviany, fa natahotra izy nony efa nilazan’Andriamanitra ny zavatra mbola tsy hita; ary izany no nanamelohany an’izao tontolo izao sy nahatongavany ho mpandova ny fahamarinana izay azo amin’ny finoana.