Matio 24:16 - DIEM PROTESTANTA16 Koa amin’izany, izay any Jodea aoka handositra any an-tendrombohitra; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201116 dia aoka izay olona any Jodia handositra ho any an-tendrombohitra; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara16 Koa amin’izany, izay any Jodea aoka handositra any an-tendrombohitra; Jereo ny tokoBaiboly Katolika16 dia aoka izay any Jodea handositra any an-tendrombohitra, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy16 dia aoka izay olona any Jodia handositra ho any an-tendrombohitra; Jereo ny tokoMalagasy Bible16 dia aoka izay olona any Jodia handositra ho any an-tendrombohitra; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache16 dia aoka izay olona any Jodia* handositra ho any an-tendrombohitra; Jereo ny toko |
Finoana no nanoavan’i Noà tamim-panajana, fony izy notoroan’Andriamanitra hevitra ny amin’ny zava-hitranga tsy mbola hita; dia nandrafitra sambofiara i Noà hamonjena ny tenany sy ny ankohonany. Izany no nanamelohan’i Noà an’izao tontolo izao, fa nahatonga azy kosa handray ny fahamarinana avy amin’Andriamanitra noho ny finoany.