Amin’inona no hanoharako ity taranaka ity? Amin’ny ankizy madinika mipetraka eny an-kianja, izay miantso ny namany,
Matio 11:15 - Baiboly Katolika Izay manan-tsofina hihainoana aoka hihaino. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Izay manan-tsofina hoenti-mihaino, aoka izy hihaino. DIEM PROTESTANTA Izay manan-tsofina hihainoana, aoka hihaino! Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Izay manan-tsofina hihainoana, aoka hihaino! Baiboly Protestanta Malagasy Izay manan-tsofina ho enti-mihaino, aoka izy hihaino. Malagasy Bible Izay manan-tsofina ho enti-mihaino, aoka izy hihaino. La Bible en Malgache Izay manan-tsofina hoenti-mihaino, aoka izy hihaino. |
Amin’inona no hanoharako ity taranaka ity? Amin’ny ankizy madinika mipetraka eny an-kianja, izay miantso ny namany,
Amin’izany kosa ny olo-marina dia hamirapiratra tahaka ny masoandro any amin’ny fanjakan’ny Rainy. Aoka hihaino izay manan-tsofina hihainoana.»
Tsy ny zavatra avy any ivelany miditra ao anatin’ny olona no mahaloto azy, fa izay mivoaka avy ao anatin’ny olona no mahaloto azy.
Tsy hahasoa tany, tsy hahasoa zezika izy, ka dia hariana any alatrano. Aoka hihaino izay manan-tsofina hihainoana.»
ary ny sasany latsaka tamin’ny tany tsara ka naniry, dia namoa injato heny.» Rehefa nilaza izany Izy dia niantso hoe: «Aoka hihaino izay manan-tsofina hihainoana.»
Izay manan-tsofina aoka hihaino ny lazain’ny Fanahy amin’ny Eglizy: Izay mandresy dia tsy hosimban’ny fahafatesana faharoa.
Izay manan-tsofina aoka hihaino ny lazain’ny Fanahy amin’ny Eglizy. Izay mandresy dia homeko mana miafina, sady homeko vato fotsy misy anaram-baovao voasoratra tsy misy mahalala afa-tsy izay mandray azy ihany.
Izay manan-tsofina aoka hihaino ny lazain’ny Fanahy amin’ny Eglizy: «Izay mandresy, havelako hihinanany ny hazon’ny fiainana izay ao amin’ny paradisan’Andriamanitra»