Apokalipsy 3:13 - Baiboly Katolika13 Izay manan-tsofina aoka hihaino ny lazain’ny Fanahy amin’ny Eglizy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201113 Izay manan-tsofina, aoka izy hihaino izay lazain’ny Fanahy amin’ny Fiangonana rehetra. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA13 «Izay manan-tsofina, aoka hihaino izay lazain’ny Fanahy Masina amin’ireo Fiangonana.» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara13 «Izay manan-tsofina, aoka hihaino izay lazain’ny Fanahy Masina amin’ireo Fiangonana.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy13 Izay manan-tsofina, aoka izy hihaino izay lazain’ny Fanahy amin’ny fiangonana. Jereo ny tokoMalagasy Bible13 Izay manan-tsofina, aoka izy hihaino izay lazain'ny Fanahy amin'ny fiangonana. Jereo ny toko |