Lazaiko aminareo marina tokoa fa amin’izay natera-behivavy, mbola tsy nisy nitsangana izay lehibe noho i Joany Batista; kanefa izay kely indrindra amin’ny fanjakan’ny lanitra no lehibe noho izy.
Matio 11:12 - Baiboly Katolika Ary hatramin’ny andron’i Joany Batista no ho mankatỳ, dia azo an-keriny ny fanjakan’ny lanitra, ka ny mpanao an-keriny no mahazo azy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary hatramin’ny andron’i Jaona Mpanao batisa ka mandraka ankehitriny ny fanjakan’ny lanitra dia rombahina, ary ny mpandrombaka dia maka azy an-keriny. DIEM PROTESTANTA Hatramin’ny andro nitorian’i Jôhany Mpanao batisa no mankatỳ, ny Fanjakàn’ny lanitra dia toherina amin’ny alalan’ny herisetra ka ny mpanao herisetra no mitady handrombaka azy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Hatramin’ny andro nitorian’i Jôhany Mpanao batisa no mankatỳ, ny Fanjakàn’ny lanitra dia toherina amin’ny alalan’ny herisetra ka ny mpanao herisetra no mitady handrombaka azy. Baiboly Protestanta Malagasy Ary hatramin’ny andron’i Jaona Mpanao-batisa ka mandraka ankehitriny ny fanjakan’ny lanitra dia rombahina, ary ny mpandrombaka maka azy an-keriny. Malagasy Bible Ary hatramin'ny andron'i Jaona Mpanao-batisa ka mandraka ankehitriny ny fanjakan'ny lanitra dia rombahina, ary ny mpandrombaka maka azy an-keriny. La Bible en Malgache Ary hatramin’ny andron’i Jaona Mpanao batisa ka mandraka ankehitriny ny fanjakan’ny lanitra dia rombahina, ary ny mpandrombaka dia maka azy an-keriny. |
Lazaiko aminareo marina tokoa fa amin’izay natera-behivavy, mbola tsy nisy nitsangana izay lehibe noho i Joany Batista; kanefa izay kely indrindra amin’ny fanjakan’ny lanitra no lehibe noho izy.
Dia namaly i Jesoa ka nanao taminy hoe: «Ekeo izao, fa izao no mety hahatanterahantsika ny fahamarinana rehetra.» Dia nanaiky izy.
Mikeleza aina hiditra amin’ny varavarana ety; fa lazaiko aminareo fa maro no hitady hiditra nefa tsy ho afaka.
«Ny Lalàna sy ny Mpaminany no niroso hatramin’i Joany, fa hatramin’i Joany kosa dia ny Fanjakan’Andriamanitra no torina, ka samy mikezaka hiditra ao ny olona.»
Fa nidina tao anatin’ny dobo ny Anjelin’Andriamanitra indraindray nampihetsiketsika ny rano, ka izay niroboka voalohany ao anatin’ny dobo rehefa nihetsiketsika ny rano, dia sitrana, na inona na inona aretiny.
Miasà ianareo, tsy mba hahazo ny hanina mety ho levona, fa ny hanina maharitra ho amin’ny fiainana mandrakizay, dia izay homen’ny Zanak’olona anareo; fa Izy no nasian’Andriamanitra Ray tombokase»
Noho izany, ry malalako, efa nanaiky mandrakariva koa ianareo, ka miasà amin-tahotra sy hovitra hanapitra ny famonjenareo tena, tsy tahaka ny fony aho tany aminareo fotsiny, fa mihoatra noho izany aza amin’izao aho tsy any aminareo izao,