Marka 8:15 - Baiboly Katolika
I Jesoa kosa nananatra azy nanao hoe: «Mitandrema tsara ianareo fandrao azon’ny lalivain’ny Farisianina sy ny lalivain’i Herôda.»
Jereo ny toko
Dia nanafatrafatra azy Izy hoe: Diniho ka mitandrema ianareo mba tsy ho azon’ny masirasiran’ny Fariseo sy ny masirasiran’i Heroda.
Jereo ny toko
Dia namepetra azy ireo i Jesoa nanao hoe: –Mbà malina ka mitandrema tsy ho voan’ny levioran’ny Farisianina sy ny levioran’i Herôda.
Jereo ny toko
Dia namepetra azy ireo i Jesoa nanao hoe: –Mbà malina ka mitandrema tsy ho voan’ny levioran’ny Farisianina sy ny levioran’i Herôda.
Jereo ny toko
Dia nananatra azy Izy ka nanao hoe: Mihevera, ka mitandrema hianareo, fandrao azon’ny masirasiran’ny Fariseo sy ny masirasiran’i Heroda.
Jereo ny toko
Dia nananatra azy Izy ka nanao hoe: Mihevera, ka mitandrema ianareo, fandrao azon'ny masirasiran'ny Fariseo sy ny masirasiran'i Heroda.
Jereo ny toko
Dia nanafatrafatra azy Izy hoe: Diniho ka mitandrema ianareo mba tsy ho azon’ny masirasiran’ny Fariseo* sy ny masirasiran’i Heroda.
Jereo ny toko