Ary nony ren’i Joany tao an-tranomaizina ny nataon’i Kristy, dia naniraka roa lahy tamin’ny mpianany Izy
Marka 6:17 - Baiboly Katolika Fa i Herôda io ihany no naniraka hisambotra sy hamatotra an’i Joany tany an-tranomaizina, noho ny amin’i Herôdiada vadin’i Filipo rahalahiny izay nalainy ho vady. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Fa i Heroda tenany no nandefa iraka hisambotra an’i Jaona ka namatotra azy tao an-tranomaizina noho ny amin’i Herodiasy, vadin’i Filipo rahalahiny, satria nalainy ho vady izy io. DIEM PROTESTANTA Ny tenan’i Herôda mihitsy manko no naniraka olona hisambotra an’i Jôhany, ary nampigadra azy tao am-ponja. Ny antony dia ny amin’i Herôdiada, vadin’i Filipo rahalahiny, nefa nalain’i Herôda ho vady. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ny tenan’i Herôda mihitsy manko no naniraka olona hisambotra an’i Jôhany, ary nampigadra azy tao am-ponja. Ny antony dia ny amin’i Herôdiada, vadin’i Filipo rahalahiny, nefa nalain’i Herôda ho vady. Baiboly Protestanta Malagasy Fa Heroda ihany no naniraka sy nisambotra an’i Jaona ka namatotra azy tao an-trano-maizina noho ny amin’i Herodiasy, vadin’i Filipo rahalahiny; fa nanambady azy izy. Malagasy Bible Fa Heroda ihany no naniraka sy nisambotra an'i Jaona ka namatotra azy tao an-tranomaizina noho ny amin'i Herodiasy vadin'i Filipo rahalahiny; fa nanambady azy izy. La Bible en Malgache Fa i Heroda tenany no nandefa iraka hisambotra an’i Jaona ka namatotra azy tao an-tranomaizina noho ny amin’i Herodiasy, vadin’i Filipo rahalahiny, satria nalainy ho vady izy io. |
Ary nony ren’i Joany tao an-tranomaizina ny nataon’i Kristy, dia naniraka roa lahy tamin’ny mpianany Izy
Ary nony nandre izany i Herôda dia nanao hoe: «I Joany izay e, dia ilay notapahiko ny lohany, fa efa nitsangan-ko velona avy any amin’ny maty izy.»
Tamin’ny taona fahadimy ambin’ny folon’ny nanjakan’i Tibera Sezara, fony i Pôntsy Pilaty no governora tany Jodea, i Herôda no tetrarka tany Galilea, i Filipo rahalahiny no tetrarka tany Itorea sy Trakônitida, i Lisanià no tetrarka tany Abilena,