Nony nandre izany ny havany dia nivoaka hihazona Azy, fa hoy izy ireo: «Efa very saina Izy.»
Marka 3:33 - Baiboly Katolika Fa novaliany hoe: «Iza moa no reniko sy rahalahiko?» Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary Izy namaly azy ireo hoe: Iza no reniko sy rahalahiko? DIEM PROTESTANTA Fa hoy ny navalin’i Jesoa: –Iza moa no reniko sy rahalahiko? Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Fa hoy ny navalin’i Jesoa: –Iza moa no reniko sy rahalahiko? Baiboly Protestanta Malagasy Ary Izy namaly azy ka nanao hoe: Iza no reniko sy rahalahiko? Malagasy Bible Ary Izy namaly azy ka nanao hoe: Iza no reniko sy rahalahiko? La Bible en Malgache Ary Izy namaly azy ireo hoe: Iza no reniko sy rahalahiko? |
Nony nandre izany ny havany dia nivoaka hihazona Azy, fa hoy izy ireo: «Efa very saina Izy.»
Fa nisy olona maro nipetraka nanodidina Azy, dia nilazana Izy natao hoe: «Indreo ao alatrano ny reninao sy ny rahalahinao mitady anao.»
Dia nijery izay nipetraka nanodidina Azy Izy ka nanao hoe: «Ireo no reniko sy rahalahiko;
Moa tsy io va ilay mpandrafitra, Zanak’i Maria, rahalahin’i Jakôba sy i Josefa ary i Jodà sy i Simôna? Moa tsy atỳ amintsika va ny anabaviny?» Dia tafintohina taminy, izy ireo.
Fa hoy Izy taminy: «Nahoana no nitady Ahy ianareo? Tsy fantatrareo va fa tsy maintsy ho ao amin’ny Raiko Aho?»
Ary hoy i Jesoa taminy: «Izaho sy ianao moa no ahoana amin’izany, ravehivavy? Tsy mbola tonga ny fotoako.»
Koa dia tsy mahalala olona araka ny nofo intsony izahay; ary na dia nahalala an’i Kristy araka ny nofo aza izahay; dia tsy araka izany intsony no ahalalanay Azy ankehitriny.
izay nilaza tamin-drainy aman-dreniny hoe: Tsy nahita azy ireo aho, izay tsy nahalala ny rahalahiny na nahafantatra na inona na inona momba ny zanany, fa nankatò ny teninao izy, ary nitana ny fanekenao.