Marka 6:3 - Baiboly Katolika3 Moa tsy io va ilay mpandrafitra, Zanak’i Maria, rahalahin’i Jakôba sy i Josefa ary i Jodà sy i Simôna? Moa tsy atỳ amintsika va ny anabaviny?» Dia tafintohina taminy, izy ireo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20113 Tsy ilay mpandrafitra, zanak’i Maria, ary rahalahin’i Jakoba sy i Josesy ary i Jodasy sy i Simona va Izy io? Ary tsy etỳ amintsika va ireo anabaviny? Dia tafintohina Taminy izy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA3 Tsy ilay mpandrafitra ve io, ilay zanak’i Maria sady rahalahin’i Jakôba sy i Jôsèta ary i Joda sy i Simôna? Ary tsy ireto miara-monina amintsika ireto ve ny anabaviny? Dia voasakana hino Azy ry zareo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara3 Tsy ilay mpandrafitra ve io, ilay zanak’i Maria sady rahalahin’i Jakôba sy i Jôsèta ary i Joda sy i Simôna? Ary tsy ireto miara-monina amintsika ireto ve ny anabaviny? Dia voasakana hino Azy ry zareo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy3 Tsy ilay mpandrafitra, zanak’i Maria, ary rahalahin’i Jakoba sy Josesy sy Jodasy sy Simona va Ilehity? Ary tsy etỳ amintsika va ireo anabaviny? Dia tafintohina taminy izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible3 Tsy ilay mpandrafitra, zanak'i Maria, ary rahalahin'i Jakoba sy Josesy sy Jodasy sy Simona va Ilehity? Ary tsy etỳ amintsika va ireo anabaviny? Dia tafintohina taminy izy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache3 Tsy ilay mpandrafitra, zanak’i Maria, ary rahalahin’i Jakoba sy i Josesy ary i Jodasy sy i Simona va Izy io? Ary tsy etỳ amintsika va ireo anabaviny? Dia tafintohina Taminy izy. Jereo ny toko |