Torotoron’ny latsa ny foko, ka marary aho, miandry horaka, fa tsy nisy; ary mpanony, fa tsy nahita iray akory.
Marka 15:23 - Baiboly Katolika Dia nomeny divay miharo mira Izy hosotroiny, fa tsy nety nisotro. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia notolorany divay miharo miora Izy nefa tsy nety nisotro. DIEM PROTESTANTA Nomeny divay mifangaro miora i Jesoa fa tsy nety nisotro. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Nomeny divay mifangaro miora i Jesoa fa tsy nety nisotro. Baiboly Protestanta Malagasy Dia notolorany divay miharo miora Izy; nefa tsy nety nisotro Izy. Malagasy Bible Dia notolorany divay miharo miora Izy; nefa tsy nety nisotro Izy. La Bible en Malgache Dia notolorany divay miharo miora Izy nefa tsy nety nisotro. |
Torotoron’ny latsa ny foko, ka marary aho, miandry horaka, fa tsy nisy; ary mpanony, fa tsy nahita iray akory.
dia nomeny divay miharo afero Izy hosotroiny; fa nony nandramany dia tsy nety nisotro Izy.
Lazaiko marina aminareo fa tsy hisotro ny vokatry ny voaloboka intsony Aho mandra-piavin’ny andro hisotroako izay vaovao any amin’ny fanjakan’Andriamanitra.»
fa lazaiko aminareo fa hatramin’izao dia tsy hisotro ny vokatry ny voaloboka intsony Aho mandra-pahatongan’ny fanjakan’Andriamanitra.»