Hitako fa ny asa rehetra mbamin’ny fahakingana rehetra amin’ny taozavatra dia ny fialonana mihatra amin’olona avy amin’ny namany ihany; koa dia zava-poana amam-panenjehan-drivotra foana koa izany.
Marka 14:4 - Baiboly Katolika Maro tamin’izay teo no tezitra ka nifampilaza hoe: «Nahoana re no lanìna foana toy izao ity zava-manitra? Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary tezitra ny sasany ka nifampilaza hoe: Inona no anton’izao fandaniam-poana ny menaka manitra izao? DIEM PROTESTANTA Ary nisy sasany tezitra ka nifampilaza hoe: –Nahoana no dia lanîna foana tahaka izao ity ilomanitra? Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ary nisy sasany tezitra ka nifampilaza hoe: –Nahoana no dia lanîna foana tahaka izao ity ilomanitra? Baiboly Protestanta Malagasy Ary nisy ny sasany tezitra ka nifampilaza hoe: Inona no anton’izao fandaniam-poana ny menaka manitra izao? Malagasy Bible Ary nisy ny sasany tezitra ka nifampilaza hoe: Inona no anton'izao fandaniam-poana ny menaka manitra izao? La Bible en Malgache Ary tezitra ny sasany ka nifampilaza hoe: Inona no anton’izao fandaniam-poana ny menaka manitra izao? |
Hitako fa ny asa rehetra mbamin’ny fahakingana rehetra amin’ny taozavatra dia ny fialonana mihatra amin’olona avy amin’ny namany ihany; koa dia zava-poana amam-panenjehan-drivotra foana koa izany.
Ary nony tany Betania tao an-tranon’i Simôna boka izy, dia nisy vehivavy anankiray niditra raha mbola nipetraka nihinana izy. Nitondra tavoara alabastra feno diloilo manitra sarobidy natao tamin’ny salohin’ny narda ravehivavy, ary novakiny ny tavoara, dia naidiny tamin’ny lohan’i Jesoa ny menaka.
Denie telon-jato mahery iny raha namidy ka homena ny mahantra.» Dia nimonomonona tamin-dravehivavy izy ireo.