Mitandrema, fa hotorin’ny olona amin’ny fitsaràny ianareo, sy hokapohiny ao amin’ny sinagogany;
Marka 12:38 - Baiboly Katolika Dia izao koa no nolazainy tamin’ny fampianarany: «Mahìna amin’ny mpanora-dalàna, izay tia ny mitsangantsangana miakanjo mirebareba, sy ny arahabaina eny an-kianja, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary hoy Izy tamin’ny fampianarany: Mitandrema ianareo ny amin’ny mpanoradalàna izay mazoto mandehandeha manao akanjo lava sy te hoarahabain’ny olona eny an-tsena DIEM PROTESTANTA Hoy koa i Jesoa tamin’ny fampianarany hoe: –Mitandrema amin’ireo mpahay lalàna. Ny tiany dia ny mandehandeha eny amin’ny lala-mitafon’ny tempoly sy ny arahabaina eny an-kianja, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Hoy koa i Jesoa tamin’ny fampianarany hoe: –Mitandrema amin’ireo mpahay lalàna. Ny tiany dia ny mandehandeha eny amin’ny lala-mitafon’ny tempoly sy ny arahabaina eny an-kianja, Baiboly Protestanta Malagasy ARY hoy Izy tamin’ny fampianarany: Mitandrema ny amin’ny mpanora-dalàna izay mazoto mandehandeha miakanjo akanjo lava sy te-hoharabain’olona eny an-tsena, Malagasy Bible Ary hoy Izy amin'ny fampianarany: Mitandrema ny amin'ny mpanora-dalàna izay mazoto mandehandeha miakanjo akanjo lava sy te-hoharabain'olona eny an-tsena, La Bible en Malgache Ary hoy Izy tamin’ny fampianarany: Mitandrema ianareo ny amin’ny mpanoradalàna* izay mazoto mandehandeha manao akanjo lava sy te hoarahabain’ny olona eny an-tsena |
Mitandrema, fa hotorin’ny olona amin’ny fitsaràny ianareo, sy hokapohiny ao amin’ny sinagogany;
Ary raha mivavaka ianareo, aza mba manao tahaka ny mpihatsaravelatsihy, izay tia ny mivavaka mitsangana ao amin’ny sinagoga sy eny an-joron-dalana, mba hahitan’ny olona azy. Lazaiko aminareo marina tokoa fa efa azony ny valisoany.
ary ny fipetrahana voalohany ao amin’ny sinagoga, mbamin’ny fitoerana ambony amin’ny fanasana.
Ary nampianatra azy zavatra maro tamin’ny fanoharana Izy, ka nilaza tamin’ny fampianarany hoe:
Mila loza ianareo, ry Farisianina, fa tia ny toerana voalohany ao amin’ny sinagoga sy ny arahaba eny an-kianja ianareo.
Nanoratra kely tamin’ny Eglizy aho, nefa tsy te-handray anay i Diôtrefesy izay te-ho lohan’izy ireo.