Marka 12:37 - Baiboly Katolika37 Koa raha antsoin’i Davida ho Tompony izy, ahoana no maha-Zanany Azy? Ary nihaino Azy an-kafaliana ny vahoaka be. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201137 Ny tenan’i Davida no miantso Azy hoe Tompo; koa ahoana ary no maha Zanany Azy? Ary vahoaka betsaka no nihaino Azy tamin-kafaliana. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA37 Tenan’i Davida izany no manao ny Mesia hoe «Tompoko», ka ahoana no maha Zanak’i Davida Azy? Ary faly ny vahoaka maro nihaino an’i Jesoa. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara37 Tenan’i Davida izany no manao ny Mesia hoe «Tompoko», ka ahoana no maha Zanak’i Davida Azy? Ary faly ny vahoaka maro nihaino an’i Jesoa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy37 Ny tenan’i Davida manao Azy hoe ,,Tompo’’, koa ahoana no maha-Zanany Azy? Ary ny vahoaka betsaka nihaino Azy tamin’ny hafaliana. Jereo ny tokoMalagasy Bible37 Ny tenan'i Davida manao Azy hoe Tompo, koa ahoana no maha-Zanany Azy? Ary ny vahoaka betsaka nihaino Azy tamin'ny hafaliana. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache37 Ny tenan’i Davida no miantso Azy hoe Tompo; koa ahoana ary no maha Zanany Azy? Ary vahoaka betsaka no nihaino Azy tamin-kafaliana. Jereo ny toko |