Ary nankany Kafarnaoma izy ireo, ka ny sabata voalohany ihany dia niditra tao amin’ny sinagoga Izy sy nampianatra ny olona.
Marka 1:29 - Baiboly Katolika Raha vao nivoaka avy tao amin’ny sinagoga izy ireo, dia nankany an-tranon’i Simôna sy i Andre Izy sy i Jakôba ary i Joany. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Fa tamin’izay fotoana izay, raha niala avy tao amin’ny sinagoga izy ireo, dia niditra tao an-tranon’i Simona sy i Andrea ry Jesosy sy i Jakoba ary i Jaona. DIEM PROTESTANTA Vantany vao nivoaka ny sinagôga i Jesoa, dia niantrano tao amin-dry i Simôna sy i Andrea; niaraka taminy koa i Jakôba sy i Jôhany. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Vantany vao nivoaka ny sinagôga i Jesoa, dia niantrano tao amin-dry i Simôna sy i Andrea; niaraka taminy koa i Jakôba sy i Jôhany. Baiboly Protestanta Malagasy ARY niaraka tamin’izay, raha nivoaka avy tao amin’ny synagoga izy, dia niditra tao an-tranon’i Simona sy Andrea Jesosy ary Jakoba sy Jaona. Malagasy Bible Ary niaraka tamin'izay, raha nivoaka avy tao amin'ny synagoga izy, dia niditra tao an-tranon'i Simona sy Andrea Jesosy ary Jakoba sy Jaona. La Bible en Malgache Fa tamin’izay fotoana izay, raha niala avy tao amin’ny sinagoga* izy ireo, dia niditra tao an-tranon’i Simona sy i Andrea ry Jesosy sy i Jakoba ary i Jaona. |
Ary nankany Kafarnaoma izy ireo, ka ny sabata voalohany ihany dia niditra tao amin’ny sinagoga Izy sy nampianatra ny olona.
Ary tao amin’ny sinagogany dia nisy lehilahy anankiray azon’ny fanahy maloto, ary niantso mafy izy
Ary ny rafozam-bavin’i Simôna nandry teo am-pandriana fa nanavy, ka noresahin’izy ireo taminy niaraka tamin’izay.
Fa hoy i Jesoa taminy: «Ny amboadia manan-davaka, ary ny voromanidina manana akany; fa ny Zanak’olona tsy mba manana izay hampandriany ny lohany.»