Levitikosy 9:12 - Baiboly Katolika
Novonoiny koa ny sorona dorana ka nony natolotr’ireo zanak’i Aarôna azy ny ra, dia naidiny manodidina ny ôtely.
Jereo ny toko
Namono ny fanatitra dorana manontolo i Arona ary natolotry ny zanany azy ny ra ka nafafiny manodidina ny alitara.
Jereo ny toko
Dia novonoin’i Aharôna koa ny ondrilahy hatao sorona dorana manontolo; ka rehefa natolotr’ireo zanany azy ny ra, dia nafafiny tamin’ny lafin’ny alitara.
Jereo ny toko
Dia novonoin’i Aharôna koa ny ondrilahy hatao sorona dorana manontolo; ka rehefa natolotr’ireo zanany azy ny ra, dia nafafiny tamin’ny lafin’ny alitara.
Jereo ny toko
Dia namono ny fanatitra dorana Arona; ary ny zanany nanolotra azy ny ra dia nanopy izany manodidina tamin’ny lafin’ny alitara izy.
Jereo ny toko
Dia namono ny fanatitra dorana Arona; ary ny zanany nanolotra azy ny rà dia nanopy izany manodidina tamin'ny lafin'ny alitara izy.
Jereo ny toko
Namono ny fanatitra dorana manontolo i Arona ary natolotry ny zanany azy ny ra ka nafafiny manodidina ny alitara.
Jereo ny toko