Levitikosy 9:13 - Baiboly Katolika13 Natolotr’ireo azy indray, ny sorona dorana voatetika, mbamin’ny lohany, dia nodorany hanetona eo ambonin’ny ôtely. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201113 Ny fanatitra dorana manontolo voatetika, mbamin’ny lohany, dia natolotr’ireo azy ka nodorany ho fofona teo ambonin’ny alitara. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA13 Ary ny sorona dorana manontolo voarasa sy ny lohany dia natolotr’ireo azy tsirairay, ka nodorana hanetona teo ambonin’ny alitara. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara13 Ary ny sorona dorana manontolo voarasa sy ny lohany dia natolotr’ireo azy tsirairay, ka nodorana hanetona teo ambonin’ny alitara. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy13 Ary ny fanatitra dorana mbamin’ny lohany dia natolotr’ireo azy tsirairay araka ny nandrasàna azy ka nodorany ho fofona teo ambonin’ny alitara. Jereo ny tokoMalagasy Bible13 Ary ny fanatitra dorana mbamin'ny lohany dia natolotr'ireo azy tsirairay araka ny nandrasàna azy ka nodorany ho fofona teo ambonin'ny alitara. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache13 Ny fanatitra dorana manontolo voatetika, mbamin’ny lohany, dia natolotr’ireo azy ka nodorany ho fofona teo ambonin’ny alitara. Jereo ny toko |