Levitikosy 23:4 - Baiboly Katolika
Ireto no fetin’i Iaveh, ny fivoriana masina izay hantsoinareo amin’ny fotoany avy:
Jereo ny toko
Izao no fotoam-pivavahana voatendrin’NY TOMPO, dia fivoriana masina hantsoinareo amin’ny fotoanany avy.
Jereo ny toko
«Ireto kosa no fankalazana manetriketrika hafa naraikitro ka hasiana fanompoam-pivavahana koa amin’ny fotoany avy:
Jereo ny toko
«Ireto kosa no fankalazana manetriketrika hafa naraikitro ka hasiana fanompoam-pivavahana koa amin’ny fotoany avy:
Jereo ny toko
Izao no fotoam-pivavahana voatendrin’i Jehovah, dia fivoriana masina hantsoinareo amin’ny fotoany avy:
Jereo ny toko
Izao no fotoam-pivavahana voatendrin'i Jehovah, dia fivoriana masina hantsoinareo amin'ny fotoany avy:
Jereo ny toko
Izao no fotoam-pivavahana voatendrin’NY TOMPO, dia fivoriana masina hantsoinareo amin’ny fotoanany avy.
Jereo ny toko