Dia nomen’i Iaveh an’i Israely avokoa izany, ny tany rehetra nianianany homena ny razany, ka nalain’izy ireo ho fananany sy nonenany.
Josoa 21:42 - Baiboly Katolika Nampandry fahalemana azy tamin’ireo manodidina azy i Iaveh, araka ny efa nianianany tamin’ny razany, ka tsy nisy nahatoha azy ny fahavalony na dia iray aza, ary natolotr’i Iaveh teo an-tanany izy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ireo tanàna ireo dia samy manana ny taniny manodidina azy avy; tahaka izany avokoa ireo tanàna rehetra ireo. DIEM PROTESTANTA Ireo tanàna rehetra ireo dia samy manana ny kijàna manodidina azy avy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ireo tanàna rehetra ireo dia samy manana ny kijàna manodidina azy avy. Baiboly Protestanta Malagasy Ireo tanàna ireo samy manana ny taniny manodidina azy avy; tahaka izany avokoa ireo tanàna rehetra ireo. Malagasy Bible Ireo tanàna ireo samy manana ny taniny manodidina azy avy; tahaka izany avokoa ireo tanàna rehetra ireo. La Bible en Malgache Ireo tanàna ireo dia samy manana ny taniny manodidina azy avy; tahaka izany avokoa ireo tanàna rehetra ireo. |
Dia nomen’i Iaveh an’i Israely avokoa izany, ny tany rehetra nianianany homena ny razany, ka nalain’izy ireo ho fananany sy nonenany.
Tsy nisy foana akory, na dia iray aza, ny teny soa rehetra nolazain’i Iaveh tamin’ny taranak’i Israely, fa tanteraka avokoa.