Josoa 21:14 - Baiboly Katolika i Jetera sy ny manodidina azy, i Estemao sy ny manodidina azy, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 i Jatira sy ny tany manodidina azy, i Estemoa sy ny tany manodidina azy, DIEM PROTESTANTA i Jatira, i Estemôa, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara i Jatira, i Estemôa, Baiboly Protestanta Malagasy ary Jatira sy ny tany manodidina azy ary Estemoa sy ny tany manodidina azy, Malagasy Bible ary Jatira sy ny tany manodidina azy ary Estemoa sy ny tany manodidina azy, La Bible en Malgache i Jatira sy ny tany manodidina azy, i Estemoa sy ny tany manodidina azy, |