dia ny taranaka mandimby azy ireo tamin’ny tany, izay tsy azon’ny zanak’i Israely natao anatema, no nalain’i Salômôna andevo mpanao fanompoana, dia mbola toy izany ireo mandrak’androany.
Josoa 15:63 - Baiboly Katolika Tsy naharoaka ny Jeboseanina izay monina ao Jerosalema ny taranak’i Jodà, ka niara-nitoetra tamin’ny taranak’i Jodà ao Jerosalema ny Jeboseanina mandraka androany. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary ny amin’ny Jebosita, mponina any Jerosalema, dia tsy naharoaka azy ny taranak’i Joda; fa miara-monina amin’ny taranak’i Joda any Jerosalema mandraka androany izy ireny. DIEM PROTESTANTA Ireo Jebosita izay mponina tao Jerosalema kosa dia tsy voaroakan’ny taranak’i Joda, ka mbola miara-monina aminy ao Jerosalema mandraka androany. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ireo Jebosita izay mponina tao Jerosalema kosa dia tsy voaroakan’ny taranak’i Joda, ka mbola miara-monina aminy ao Jerosalema mandraka androany. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny amin’ny Jebosita, mponina any Jerosalema, dia tsy naharoaka azy ny taranak’i Joda; fa miara-monina amin’ny taranak’i Joda any Jerosalema amndraka andro-any izy ireny. Malagasy Bible Ary ny amin'ny Jebosita, mponina any Jerosalema, dia tsy naharoaka azy ny taranak'i Joda; fa miara-monina amin'ny taranak'i Joda any Jerosalema mandraka androany izy ireny. La Bible en Malgache Ary ny amin’ny Jebosita, mponina any Jerosalema, dia tsy naharoaka azy ny taranak’i Joda; fa miara-monina amin’ny taranak’i Joda any Jerosalema mandraka androany izy ireny. |
dia ny taranaka mandimby azy ireo tamin’ny tany, izay tsy azon’ny zanak’i Israely natao anatema, no nalain’i Salômôna andevo mpanao fanompoana, dia mbola toy izany ireo mandrak’androany.
Loham-pianakaviana ireo, samy loholona araka ny fiaviam-pianakaviany, ary nonina tao Jerosalema.
Ary ny faritry ny tany niakatra eo amin’ny lohasahan’i Ben-Enôma, hatrany amin’ny kisolosolo atsimon’ny Jeboseanina, dia i Jerosalema; avy eo dia nisondrotra ny faritry ny tany hatrany an-tampon’ny tendrombohitra manandrify ny lohasaha Enôma eo andrefany, sy amin’ny faran’ny tany lemaky ny Refaima eo avaratra.
Tsy nandroaka ny Jeboseanina nonina tao Jerosalema ny taranak’i Benjamina, ka niara-nonina tamin’ny zanak’i Benjamina tao Jerosalema mandraka androany ny Jeboseanina.
Namely an’i Jerosalema ny taranak’i Jodà dia afany, ary nodorany tamin’ny afo ny tanàna.