Ka nisy tonga nilaza tamin’i Jôsafata hoe: «Misy vahoaka be tamy hiady aminao, avy any an-dafin’ny ranomasina izy ireo, avy any Siria, ary efa mby ao Asasôna-Tamara, izany hoe Engadi izy izao.»
Josoa 15:62 - Baiboly Katolika i Nebsana, i Ir-Hamelàka ary i En-Gadi: tanàna enina sy ny zana-bohiny. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 i Nibsana sy ilay Tanànan-tsira ary i Eny-Gedỳ: Tanàna enina mbamin’ny vohitra miankina aminy. DIEM PROTESTANTA i Nibsana, ilay tanàna mpamokatra sira, ary i Haîna-Gedỳ; izany hoe tanàna enina miampy ireo tanàna kely miankina aminy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara i Nibsana, ilay tanàna mpamokatra sira, ary i Haîna-Gedỳ; izany hoe tanàna enina miampy ireo tanàna kely miankina aminy. Baiboly Protestanta Malagasy sy Nibsana sy ilay Tanànan-tsira ary En-jedy: tanàna enina sy ny zana-bohiny. Malagasy Bible sy Nibsana sy ilay Tanànantsira ary En-jedy: tanàna enina sy ny zana-bohiny. La Bible en Malgache i Nibsana sy ilay Tanànan-tsira ary i Eny-Gedỳ: Tanàna enina mbamin’ny vohitra miankina aminy. |
Ka nisy tonga nilaza tamin’i Jôsafata hoe: «Misy vahoaka be tamy hiady aminao, avy any an-dafin’ny ranomasina izy ireo, avy any Siria, ary efa mby ao Asasôna-Tamara, izany hoe Engadi izy izao.»
Hitsangana eo amoron’izany ranomasina izany ny mpaka hazandrano; hovelarana harato ny hatrany Engadi, ka hatrany Engalima; hisy hazandrano isan-karazany maro dia maro toy ny any amin’ny ranomasina lehibe.
Tsy naharoaka ny Jeboseanina izay monina ao Jerosalema ny taranak’i Jodà, ka niara-nitoetra tamin’ny taranak’i Jodà ao Jerosalema ny Jeboseanina mandraka androany.