Dia nitsangana ny vadin’i Jerôbôama ka niainga nandeha izy, dia tonga tany Tersà. Ilay nandingana ny tokonam-baravaran-trano iny izy, dia maty ny zaza.
Josoa 12:24 - Baiboly Katolika totaliny, mpanjaka 31. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ny mpanjakan’i Tirza, iray. Iraika amby telopolo no isan’ny mpanjaka rehetra. DIEM PROTESTANTA ary i Tiritsà; ka 31 izany no isan’ireo mpanjaka rehetra ireo. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara ary i Tiritsà; ka 31 izany no isan’ireo mpanjaka rehetra ireo. Baiboly Protestanta Malagasy ny mpanjakan’i Tirza, iray. Iraika amby telo-polo no isan’ny mpanjaka rehetra. Malagasy Bible ny mpanjakan'i Tirza, iray. Iraika amby telo-polo no isan'ny mpanjaka rehetra. La Bible en Malgache ny mpanjakan’i Tirza, iray. Iraika amby telopolo no isan’ny mpanjaka rehetra. |
Dia nitsangana ny vadin’i Jerôbôama ka niainga nandeha izy, dia tonga tany Tersà. Ilay nandingana ny tokonam-baravaran-trano iny izy, dia maty ny zaza.
Tamin’ny taona faha-31-n’i Asà, mpanjakan’i Jodà, dia tonga mpanjakan’i Israely kosa i Amrì, ary 12 taona no nanjakany.
Fa niakatra avy any Tersà, i Manahema zanak’i Gadì, ary nony tonga tao Samaria dia namely nahafaty an’i Seloma zanak’i Jabesa tao Samaria ihany izy, ka nanjaka nandimby azy.
Dia tonga ny zanany nandray ny tany ho fananany, ary naetrinao teo anoloany ny mponina ao amin’ny tany, dia ny Kananeanina, sy natolotrao ho eo an-tanany mbamin’ny mpanjaka sy ny vahoakan’ny tany, hataony amin’izay itiavany azy.
i Sehôna mpanjakan’ny Amôreana, i Oga mpanjakan’i Basàna, mbamin’ny mpanjaka rehetra tany Kanaana,
Hatolony eo an-tananao ny mpanjakan’izy ireo, ary ho foananao atỳ ambanin’ny lanitra ny anaran’ireny. Tsy hisy olona hahatohitra anao mandra-paharinganao azy.