Amin’ny andro ambolenao azy dia fefenao manodidina izy, ary ny ampitso maraina, dia mampamony ny voa nafafinao ianao; kanjo tsy azonao ny vokatra amin’ny andron’ny faharariana amam-pangirifiriana mahafaty!
Joela 1:11 - Baiboly Katolika Mangaihaiza, ry mpiasa tany, midradradradrà ry mpamboly voaloboka, noho ny amin’ny vary sy ny orja; satria majifa ny vary hojinjaina any an-tsaha. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Aoka ho menatra ianareo mpiasa tany; midradradradrà, ianareo mpikarakara ny tanim-boaloboka, noho ireo varimbazaha isan-karazany; fa majifa ny vokatry ny saha, DIEM PROTESTANTA Malahelova ianareo mpiasa tany, midradradradrà ianareo mpamboly voaloboka; ny amin’ny vary sy ny ôrza, dia levona ny vokatry ny saha. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Malahelova ianareo mpiasa tany, midradradradrà ianareo mpamboly voaloboka; ny amin’ny vary sy ny ôrza, dia levona ny vokatry ny saha. Baiboly Protestanta Malagasy Aoka ho menatra hianareo mpiasa tany; Midradradradrà, hianareo mpamboatra tanimboaloboka, Noho ny vary tritika sy ny vary hordea; Fa majifa ny vokatry ny saha; Malagasy Bible Aoka ho menatra ianareo mpiasa tany; midradradradrà, ianareo mpamboatra tanim-boaloboka, noho ny vary tritika sy ny vary hordea; Fa majifa ny vokatry ny saha; La Bible en Malgache Aoka ho menatra ianareo mpiasa tany; midradradradrà, ianareo mpikarakara ny tanim-boaloboka, noho ireo varimbazaha isan-karazany; fa majifa ny vokatry ny saha, |
Amin’ny andro ambolenao azy dia fefenao manodidina izy, ary ny ampitso maraina, dia mampamony ny voa nafafinao ianao; kanjo tsy azonao ny vokatra amin’ny andron’ny faharariana amam-pangirifiriana mahafaty!
«Misaona i Jodà, miferinaina ny vavahadiny, mandry amin’ny tany izy efa rera-po, ary miakatra ny fitarainan’i Jerosalema.
Aringano ao Babela izay mamafy, sy izay mitana antsy fijinjana amin’ny andro fararano. Eo anatrehan’ny sabatra mpandringana samia mihodina ho any amin’ny fireneny avy; samia mandositra ho any amin’ny taniny avy!
Dia hoy i Iaveh: «Satria izy ireo nahafoy ny lalàko, izay nataoko teo anoloany; tsy nihaino ny feoko, sy tsy nanaraka izany.
Ry zanak’olona, maminania ka ataovy hoe: Izao no lazain’ny Tompo Iaveh: Midradradradrà ianareo! Endrey! izao andro izao!
Koa izao no lazain’i Iaveh, ny Andriamanitry ny tafika, ny Tompo: Hisy hidradradradra eny amin’ny kianja rehetra eny: hisy hanao hoe: Indrisy! Indrisy! eny an-dalambe rehetra eny; hisy hiantso ny mpiasa hisaona, sy higogogogo, miaraka amin’izay mahay midridridridry.
ary ny fanantenana tsy mba manodòka, satria efa voarotsaka ao am-pontsika tamin’ny Fanahy Masina nomena antsika ny fitiavan’Andriamanitra.