Jeremia 5:31 - Baiboly Katolika
Ny mpaminany, maminany lainga, ny mpisorona, mitondra araka izay sitrak’ireo mpaminany ireo; ary ny vahoakako mankasitraka izany! Ka inona no hataonareo hiafaran’izany rehetra izany?»
Jereo ny toko
maminany lainga ny mpaminany, manapaka araka izay atoron’ireny ny mpisorona, ary mankasitraka izany ny oloko; koa hanao ahoana re ianareo amin’ny ho avy?
Jereo ny toko
maminany lainga ny mpaminany, mitady ny tombontsoany ny mpisorona, ary ny vahoakako mankasitraka izany. Koa rehefa tonga ny farany, inona kosa no hataonareo?
Jereo ny toko
maminany lainga ny mpaminany, mitady ny tombontsoany ny mpisorona, ary ny vahoakako mankasitraka izany. Koa rehefa tonga ny farany, inona kosa no hataonareo?
Jereo ny toko
Ny mpaminany maminany lainga, Ny mpisorona manapaka araka izay atoron’ireny, Ary ny oloko mankasitraka izany; Koa hanao ahoana re hianareo any am-parany?
Jereo ny toko
Ny mpaminany maminany lainga, ny mpisorona : manapaka araka izay atoron'ireny, ary ny oloko mankasitraka izany; Koa hanao ahoana re ianareo any amparany?
Jereo ny toko
maminany lainga ny mpaminany, manapaka araka izay atoron’ireny ny mpisorona, ary mankasitraka izany ny oloko; koa hanao ahoana re ianareo amin’ny ho avy?
Jereo ny toko