Isaia 20:6 - Baiboly Katolika6 Amin’izany andro izany ny mponina eo amoron’ity ranomasina ity hanao hoe: ‹Izao lahy no nanjò an’ilay niankinantsika, ilay noheverintsika mandositra hohatonina hitady famonjena ary mba ho afaka eo an-tanan’ny mpanjakan’i Asiria? Ary isika indray kosa hataontsika ahoana no hahafa-mandositra?› » Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20116 Amin’izany andro izany dia hiteny ny mponina etỳ amoron-dranomasina hoe: E, ity manjo ilay nantenaintsika sady nandosirantsika mba hamonjy antsika ho afaka amin’ny mpanjakan’i Asiria! Aiza intsony re no handosirantsika? Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA6 Amin’izany andro izany, dia hiteny ireo mponina amoron-tsiraka hoe: «Jereo ity manjo ny firenena nantenaintsika hialofana sy hitadiavam-bonjy ary hahafaka antsika manoloana ny mpanjakan’i Asiria! Ka aiza indray izao no handosirantsika?» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 Amin’izany andro izany, dia hiteny ireo mponina amoron-tsiraka hoe: «Jereo ity manjo ny firenena nantenaintsika hialofana sy hitadiavam-bonjy ary hahafaka antsika manoloana ny mpanjakan’i Asiria! Ka aiza indray izao no handosirantsika?» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy6 Ary amin’izany andro izany ny mponina etỳ amoron-dranomasina dia hanao hoe: He! ity manjo ilay nantenaintsika sady nandosirantsika ho famonjena antsika ho afaka amin’ny mpanjakan’i Asyria! Aiza intsony re no handosirantsika? Jereo ny tokoMalagasy Bible6 Ary amin'izany andro izany ny mponina etỳ amoron-dranomasina dia hanao hoe: He! ity manjo ilay nantenaintsika sady nandosirantsika ho famonjena antsika ho afaka amin'ny mpanjakan'i Asyria! Aiza intsony re no handosirantsika? Jereo ny tokoLa Bible en Malgache6 Amin’izany andro izany dia hiteny ny mponina etỳ amoron-dranomasina hoe: E, ity manjo ilay nantenaintsika sady nandosirantsika mba hamonjy antsika ho afaka amin’ny mpanjakan’i Asiria! Aiza intsony re no handosirantsika? Jereo ny toko |