Latsahany fandrika afo sy solifara hoatra ny ranonorana ny ratsy fanahy; rivo-mahery no ho anjara kapoakan’ireny.
Jeremia 48:43 - Baiboly Katolika Tahotra, lavaka amam-pandrika, no mitatao anao, ry mponina any Moaba, - teny marin’i Iaveh. - Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Tahotra sy lavaka ary fandrika no mahazo anao, ry mponina any Moaba, hoy NY TOMPO. DIEM PROTESTANTA «Fampihorohoroana sy longoa ary fandrika harato no miandry anareo, ry mponin’i Môaba, hoy ny teny hentitry ny TOMPO. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara «Fampihorohoroana sy longoa ary fandrika harato no miandry anareo, ry mponin’i Môaba, hoy ny teny hentitry ny TOMPO. Baiboly Protestanta Malagasy Tahotra sy lavaka ary fandrika no mahazo anao, Ry mponina any Moaba, hoy Jehovah. Malagasy Bible Tahotra sy lavaka ary fandrika no mahazo anao, ry mponina any Moaba, hoy Jehovah. La Bible en Malgache Tahotra sy lavaka ary fandrika no mahazo anao, ry mponina any Moaba, hoy NY TOMPO. |
Latsahany fandrika afo sy solifara hoatra ny ranonorana ny ratsy fanahy; rivo-mahery no ho anjara kapoakan’ireny.
Indro Aho mitondra ny tahotra hamely anao; - tenin’ny Tompo, Iavehn’ny tafika,- avy amin’izay rehetra manodidina anao; ka samy horoahina hizotra amin’izay hitsiny avy ianareo, sady tsy hisy hamory izay mandositra akory.
Nofandrihako tamin’ny tady vavarana ianao, ka voa, ry Babela, nefa tsy nampoizinao velively izany; hita ianao ka voasambotra, satria nila ady tamin’i Iaveh.