Fa i Johanàna zanak’i Karea, mbamin’ny mpifehy miaramila tany ambanivohitra rehetra kosa, tonga tany amin’i Godoliasa tany Masfà,
Jeremia 42:8 - Baiboly Katolika ka nantsoin’i Johanàna zanak’i Karea, mbamin’ny mpifehy miaramila rehetra teo aminy, sy ny vahoaka rehetra na kely na lehibe, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary izy dia niantso an’i Johanana, zanak’i Karea, sy ny mpifehy ny miaramila rehetra izay teo aminy mbamin’ny olona rehetra, na kely na lehibe, DIEM PROTESTANTA Koa nampiantso an’i Jôhanàna zanakalahin’i Karea sy ireo olon-kafa mpifehy ny andia-miaramila izay niaraka taminy mbamin’ny vahoaka rehetra na kely na lehibe i Jeremià, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Koa nampiantso an’i Jôhanàna zanakalahin’i Karea sy ireo olon-kafa mpifehy ny andia-miaramila izay niaraka taminy mbamin’ny vahoaka rehetra na kely na lehibe i Jeremià, Baiboly Protestanta Malagasy Ary izy niantso an’i Johanana, zanak’i Karea, sy ny mpifehy ny miaramila rehetra izay teo aminy mbamin’ny olona rehetra, na kely na lehibe, Malagasy Bible Ary izy niantso an'i Johanana, zanak'i Karea, sy ny mpifehy ny miaramila rehetra izay teo aminy mbamin'ny olona rehetra, na kely na lehibe, La Bible en Malgache Ary izy dia niantso an’i Johanana, zanak’i Karea, sy ny mpifehy ny miaramila rehetra izay teo aminy mbamin’ny olona rehetra, na kely na lehibe, |
Fa i Johanàna zanak’i Karea, mbamin’ny mpifehy miaramila tany ambanivohitra rehetra kosa, tonga tany amin’i Godoliasa tany Masfà,
dia nanatona an’i Godoliasa, tany Masfà izy ireo, izany hoe i Ismaely zanak’i Nataniasa, i Johanàna sy i Jonatàna zanak’i Karea, i Seraiasa zanak’i Tanehometa, ireo zanak’i Efoì, sy i Netofà, ary i Jezoniasa zanak’ilay Môahatianina, dia ireo mbamin’ny olom-peheziny avy.
Tamin’izay, nanatona an’i Jeremia avokoa ny mpifehy miaramila rehetra mbamin’i Johanàna zanak’i Karea, i Jezoniasa zanak’i Osaiasa, ary ny vahoaka rehetra na kely na lehibe,
dia nilazany hoe: Izao no lazain’i Iaveh Andriamanitr’i Israely, izay nanirahanareo ahy hitondra eo anatrehany ny hatakareo: