Jeremia 42:8 - DIEM PROTESTANTA8 Koa nampiantso an’i Jôhanàna zanakalahin’i Karea sy ireo olon-kafa mpifehy ny andia-miaramila izay niaraka taminy mbamin’ny vahoaka rehetra na kely na lehibe i Jeremià, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20118 Ary izy dia niantso an’i Johanana, zanak’i Karea, sy ny mpifehy ny miaramila rehetra izay teo aminy mbamin’ny olona rehetra, na kely na lehibe, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara8 Koa nampiantso an’i Jôhanàna zanakalahin’i Karea sy ireo olon-kafa mpifehy ny andia-miaramila izay niaraka taminy mbamin’ny vahoaka rehetra na kely na lehibe i Jeremià, Jereo ny tokoBaiboly Katolika8 ka nantsoin’i Johanàna zanak’i Karea, mbamin’ny mpifehy miaramila rehetra teo aminy, sy ny vahoaka rehetra na kely na lehibe, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy8 Ary izy niantso an’i Johanana, zanak’i Karea, sy ny mpifehy ny miaramila rehetra izay teo aminy mbamin’ny olona rehetra, na kely na lehibe, Jereo ny tokoMalagasy Bible8 Ary izy niantso an'i Johanana, zanak'i Karea, sy ny mpifehy ny miaramila rehetra izay teo aminy mbamin'ny olona rehetra, na kely na lehibe, Jereo ny tokoLa Bible en Malgache8 Ary izy dia niantso an’i Johanana, zanak’i Karea, sy ny mpifehy ny miaramila rehetra izay teo aminy mbamin’ny olona rehetra, na kely na lehibe, Jereo ny toko |
Koa nanatona an’i Gedalià tao Mitsepà niaraka tamin’ny olom-peheziny ary ireo lehiben’andia-miaramila ireo, fa ireto avy izy: i Jismahela zanakalahin’i Netanià, i Jôhanàna sy i Jônatàna samy zanakalahin’i Karea, i Seraià zanakalahin’i Tanehometa, ireo zanakalahin’i Hôfay avy any Netôfà, ary i Jazanià avy any Mahekà.