Tsy nivoaka avy tany amin’ny taniny intsony ny mpanjakan’i Ejipta, fa lasan’ny mpanjakan’i Babilôna avokoa izay an’ny mpanjakan’i Ejipta, hatramin’ny ranon-driakan’i Ejipta, ka hatramin’ny ony Eofrata.
Jeremia 37:5 - Baiboly Katolika Ny tafik’i Faraôna kosa efa nivoaka niala teny Ejipta; ary ny Kaldeanina nanao fahirano an’i Jerosalema, nony nandre izany, dia nanalavitra an’i Jerosalema. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary efa niainga avy tany Ejipta ny miaramilan’i Farao ka raha nahare izany ny Kaldeana izay nanao fahirano an’i Jerosalema, dia niala tao Jerosalema. DIEM PROTESTANTA Ny tafiky ny Farao dia efa niainga avy tany Ejipta rahateo; koa raha nandre izany ny Babilônianina, izay teo am-panaovana fahirano an’i Jerosalema, dia nihataka kely niala an’i Jerosalema. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ny tafiky ny Farao dia efa niainga avy tany Ejipta rahateo; koa raha nandre izany ny Babilônianina, izay teo am-panaovana fahirano an’i Jerosalema, dia nihataka kely niala an’i Jerosalema. Baiboly Protestanta Malagasy Ary efa niainga avy tany Egypta ny miaramilan’i Farao, ka raha nahare izany ny Kaldeana izay nanao fahirano an’ Jerosalema, dia niala tany Jerosalema izy. Malagasy Bible Ary efa niainga avy tany Egypta ny miaramilan'i Farao, ka raha nahare izany ny Kaldeana izay nanao fahirano an'i Jerosalema, dia niala tany Jerosalema izy. La Bible en Malgache Ary efa niainga avy tany Ejipta ny miaramilan’i Farao ka raha nahare izany ny Kaldeana izay nanao fahirano an’i Jerosalema, dia niala tao Jerosalema. |
Tsy nivoaka avy tany amin’ny taniny intsony ny mpanjakan’i Ejipta, fa lasan’ny mpanjakan’i Babilôna avokoa izay an’ny mpanjakan’i Ejipta, hatramin’ny ranon-driakan’i Ejipta, ka hatramin’ny ony Eofrata.
I Sedesiasa mpanjakan’i Jodà sy ireo loholona ao aminy hatolotra eo an-tanan’ny fahavalony, eo an-tanan’ireo mitady ny ainy, eo an-tanan’ny tafik’i Babilôna izay efa lasa niala taminareo.
Tamin’ny nialan’ny tafiky ny Kaldeanina tao Jerosalema noho ny amin’ny tafik’i Faraôna,
Izao no teny hataonareo amin’ny mpanjakan’i Jodà naniraka anareo hanontany amiko: Ny tafik’i Faraôna izay efa nivoaka hamonjy anareo, dia hiverina ho any amin’ny taniny any Ejipta indray;
Niodina tamin’io anefa izy, fa nandefa iraka tany Ejipta mba hanome soavaly sy olona maro azy. Ka hahomby va izy? Ho afa-mandositra va izay nanao izany? Nivadi-panekena izy, ka ho afa-mandositra ve!
Ary rehefa avy ny ady, ka hanandratra tovon-tany sy hanorenana manda handringanana olona maro dia tsy hiasa hanampy azy amin’ny tafika lehibe sy vahoaka maro i Faraôna.